Alasora: Hisy ny jiro maroloko eo an-tokontanin’ny kaominina
Ho fanamarihana ny fankalazana ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona amin’ity taona 2022 ity, hisy ny fampirantiana ireo jiro
Read More
Ho fanamarihana ny fankalazana ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona amin’ity taona 2022 ity, hisy ny fampirantiana ireo jiro
Read MoreToeram-pivarotam-panafody vaovao iray ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy no hanaokatra ny varavarany tsy ho ela, ho an’ireo mponina
Read MoreNiverina tamin’ny asany nanomboka omaly Alakamisy 08 Novambra ny zotra I izay mampitohy an’Anjeva sy Ambohijatovo, rehefa niato nandritra ny
Read MoreAo anatin’ny fanatanterahana ilay tetik’asa “Train urbain” amin’izao fotoana izao, efa manomboka ny fanamboarana sy ny fametrahana ireo fitaovana isan-karazany
Read MoreAnisan’ny mampijaly ireo mponina ny mampiasa ity tetezan-kazo ity ao Ankadikely Ilafy. Araka ny voalaza, tsy mbola nisy ny fanamboarana
Read MoreAmin’izao volana famaranana ny taona 2022 izao, manao tombana mahakasika ny fomba fiasa eo anivon’ny kaominina ireo tomponandraikitra misahana ny
Read MoreHisy ny hetsika fanaovam-baksiny miady amin’ny valan’aretina covid-19, izay tanterahina tsy ho ela ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreNy talata lasa teo no nanatontosana ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana sy karapanondrom-pirenena ho an’ny olom-pirenena 18 taona no mihoatra, tao
Read MoreNapetraka ao amin’ny lalam-pirenena fahatelo, izay mandalo ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, tamin‘ny fiatombohan’ny herinandro teo, ireo fampahafantarana amin’ny tany
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana tetsy Ankadindratombo akaikin’ny labatoara famonona omby, kaominina Alasora, omaly Talata. Kodiaran’efatra nandeha mafy saika hisongona fiara ka nifatratra
Read More