Ambohimanga Rova : Mahazo vahana ny fampianarana ny taranja frantsay ao amin’ny lycée
Nanomboka niverina ny fampianarana tao amin’ny Lycée Ambohimanga Rova, ary niverina nanaraka izay ihany koa ny fahazotoann’ireo mpianatra sy mpampianatra
Read More
Nanomboka niverina ny fampianarana tao amin’ny Lycée Ambohimanga Rova, ary niverina nanaraka izay ihany koa ny fahazotoann’ireo mpianatra sy mpampianatra
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fizarana solom-bodiakoho ho an’ireo ray aman-dreny zokiolona, izay tarihin’ny ben’ny tanàna miadidy ny kaominina Ambohimangakely amin’izao
Read MoreNandray an-tanana ary nirotsaka an-tsehatra nizara karatra famantarana (badge) ho an’ireo mpanera sy dokera ao an-toerana ny avy amin’ny kaominina
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny lanonana izay nokarakarain’ny Fimpina, sampana Mpiava (Mpikabary Iarivo Avaradrano) tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Anisan’ny
Read MoreAnisan’ny miteraka fahasimban’ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohidrakitra, kaominina Ambohimalaza ny tsy famerenana amin’ny laonina taorian’ny fanamboarana na fametahana fantson-drano
Read MoreMitohy ny fampianarana ny taranja ara-panatanjahan-tena basket-ball ao amin’ny klioba NCAA, Ambohimanambola, amin’izao fotoana izao. Ity sekoly fianarana ara-panatanjahan-tena ity
Read MoreMandroso hatrany ny fiofanana izay omen’ny kaominina Ambohimanambola, ireo tanora miatrika ny fiofanana ho mpilatsaka an-tsitrapo amin’ilay tetik’asa « Seikatsu Kaizen »
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana, teo Manambina, kaominina Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, fiara lehibe iray, mpitondra simenitra no tapaka
Read MoreNanomboka tamin’ny alatsinainy 30 janoary teo no nampiharina sy nandray ny asany ny servisy raoka fako amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ity
Read MoreTranga iray niseho tao amin’ny kaominina Ambohimalaza, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy irey no nitsoraka, namono tena, tao ambany camion.
Read More