Talata Volonondry : Nisy ny fiaraha-mientana amin’ny fambolen-kazo
Nisy ny fiaraha-mientana tamin’ny fambolen-kazo notanterahina tao amin’ny kaominina Talata Volonondry, izay niarahan’ny ben’ny tànana ao an-toerana nandray anjara sy
Read More
Nisy ny fiaraha-mientana tamin’ny fambolen-kazo notanterahina tao amin’ny kaominina Talata Volonondry, izay niarahan’ny ben’ny tànana ao an-toerana nandray anjara sy
Read MoreVehivavy iray tsy nisy aina intsony, ary efa simba tanteraka, no hitan’ny fokonolona tao Andohatsalalina, fokontany Ambohimahatsinjo ao amin’ny kaominina
Read MoreNisy ny fitsirihana ara-teknika ny toeram-pametrahana sy fanangonana fako (Site-01) an’ny service raoka fako,ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny herinandro lasa
Read MoreMisy ny antso tolo-bidy (appel d’offre) atolotry ny kaominina Manandriana ho an’ireo fikambanana vonona hifanolo-tanana sy hiara-hiasa amin’ny kaominina ho
Read MoreMbola mitohy ny fandraisana mpianatra ho an’ireo izay liana amin’ny fiofanana maimaim-poana atolotry ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Ny taranja
Read MoreNanao filazana tamin’ny alalan’ny peta-drindrina manerana ireo fokontany mandrafitra ny kaominina Ambohimangakely ireo tomponanandraikitra miadidy ny tanàna ny amin’ny tokony
Read MoreTonga tamin’ny fiandohan’ny herinandro ity ireo fitaovana entina hikojana ny tetik’asa lalan-kely III, izay sahanin’ny Association Tontolo Madio ao amin’ny
Read MoreMila fandaminina manokana ny mahakasika ny zotra fitateram-bahoaka ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Miteraka savorovoro ho an’ny mpandeha ny fandaminana izay
Read MoreManomboka ny fananganana ireo toerana fitsinjarana fako, izay natokana ho an’ny servisy Raoka fako, ao amin’ny kaominina Ambohimanambola amin’izao fotoana
Read MoreAo anatin’ny fiofanana tanteraka ireo mpianatra, tanora sy olon-dehibe manaraka ny fiofanana maimaim-poana izay natolotry ny kaominina Ambohimangakely. Ny taranja
Read More