Italie : Venise, tanàna tsy roa aman-tany
Tanàna ao amorontsiraka avaratr’Italie, eo amoron’ny ranomasina Adriatique i Venise. Fitambarana nosy kely 121 izy hampifandraisan’ny lakandrano sy tetezana 435.
Read More
Tanàna ao amorontsiraka avaratr’Italie, eo amoron’ny ranomasina Adriatique i Venise. Fitambarana nosy kely 121 izy hampifandraisan’ny lakandrano sy tetezana 435.
Read MoreLehilahy mpiasan’ny banky iray antsoina hoe Mattia Aguzzi, 37 taona no nanavotra zazavavy kely 4 taona nilatsaka avy teny amin’ny
Read MoreNandritra ny fikarohana nataon’ny ekipan’ny mpahay siansa iraisam-pirenena niaraka tamin’ny sambon’i Allemagne Meteor teo anelanelan’ny 16 jolay sy 5 aogositra
Read MoreOrinasa malaza amin’ny fanodinana akanjo, indrindra ny landy efa tonta, ny Comistra. Ao Prato ao Italie no misy azy. Tamin’ny
Read MoreMiteraka resa-be ao Italie ny valim-pitsarana manoloana ny raharaha nahavoarohirohy lehilahy iray nanao « attouchement sexuel » tamin’ny mpianatra iray. Raha ny
Read MoreTao anatin’ny volana maromaro izao dia nisy ny tsy fifankazahoana teo amin’i France sy Italie. Manoloana izany dia nisy ny
Read MoreSambo mpitondra mpizaha-tany iray no nivadika tao amin’ny farihy Majeur, ao avaratr’i Italie. Raha ny fanazavana dia ny fitsokan’ny rivotra
Read MoreFiara vaventy nitatitra « bouteilles d’oxygène » iray no nirehitra tao Milan ny herinandro lasa teo. Niteraka fipoahana goavana ary nampisavoritaka ny
Read MoreTsy arakaraky ny anarany ny toetran’ny olona. Nifanena tamin’ny tovovavy iray 18 taona nantsoina hoe Pamela Mastropietro tao amin’ny valan-javaboahary
Read MoreVehivavy roa nonina tao amin’ny trano (immeuble) iray tao Patri ao Rome no niara-hita faty ny herinandro lasa teo. Lehilahy
Read More