France : Voasazy ireo vehivavy roa nanely tsaho fa lehilahy i Brigitte Macron
Tamin’ny volana desambra 2021 dia nisy vehivavy roa nampiely tsaho tamin’ny tambajotra sosialy fa lehilahy ny vadin’ny filoha Emmanuel Macron.
Read More
Tamin’ny volana desambra 2021 dia nisy vehivavy roa nampiely tsaho tamin’ny tambajotra sosialy fa lehilahy ny vadin’ny filoha Emmanuel Macron.
Read MoreTovovavy iray 16 taona no nahavita nikasi-tanana ny reniny, 52 taona noho ny resa-bola. Tao Avignon, ao Vaucluse no niseho
Read MoreVatan’olombelona voarasarasa no hita tao anaty harona fanariana fako tao amin’ny valan-javaboahary tao Buttes-Chaumont ny alatsinainy teo. Tao anaty hazohazo,
Read MoreTovolahy 21 taona no voarohirohy nanolana tovovavy 11 isa avy tao Loire sy Rhône. Nitovy avokoa ny fomba nisarihan’io lehilahy
Read MoreMampalemy tokoa ve ny fitiavana? Lehilahy iray zandary tao Hérault no namono tena tao amin’ny tranon’ny olo-tiany taloha tao Viols-le-Fort,
Read MoreZazalahy iray antsoina hoe Baptiste, 12 taona no maty nandritra ny taranja fanatanjahantena tao amin’ny kolejy Bons-en-Chablais, Haute-Savoie ny 1
Read MoreLehilahy iray antsoina hoe Jérôme Gaillard no namono ny vadiny Magali Blandin tamin’ny volana martsa 2021. Hita tany anaty ala,
Read MoreSinga roa tsy miaraka ny herinaratra sy ny rano. Loza no mitranga raha izany no mifampikasoka. Lehilahy iray 25 taona
Read More« Nampidirin’ny mpampianatro tao anatin’ny patalohako ny tanany », io no fehezanteny novakian’ny renim-pianakaviana iray sendra namaky ny diarin’ny zanany. Niantso ny
Read MoreRaha tsiahivina dia mpianadahy 26 sy 24 taona no namono ny zandriny antsoina hoe Seal-Evan, 9 taona tao Mulhouse, Haut-Rhin.
Read More