France :Na dia teo aza ny fandrarana, dia nisy fihetsiketsehana mpomba ny Palestiniana tany amin’ny tanàna frantsay maromaro
Mpanao fihetsiketsehana an’arivony maro no nivory tamin’ny Alakamisy 12 Oktobra, ny takariva vao maraina tao amin’ny Place de la République
Read More