Alasora: Nisy ny fanamboarana vonjimaika ireo lalana ratsy
Niroso tamin’ny fanamboarana ireo lalana nahitana fahasimbana ny avy ao amin’ny kaominina Alasora, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fiatohan’ny
Read More
Niroso tamin’ny fanamboarana ireo lalana nahitana fahasimbana ny avy ao amin’ny kaominina Alasora, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fiatohan’ny
Read MoreAnisan’ny miteraka fahasimban’ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohidrakitra, kaominina Ambohimalaza ny tsy famerenana amin’ny laonina taorian’ny fanamboarana na fametahana fantson-drano
Read MoreAnisan’ny mampijaly ny mponina, indrindra amin’ny fotoam-pahavaratra tahaka izao ireo lalan-tany mankany amin’ireo fokontany samihafa ao an-toerana. Raha ny voalaza,
Read MoreAnisan’ny sekoly nijoro efa hatramin’ny ela ary tranainy indrindra ao amin’ny kaominina Ambohimalaza, ny EPP Ambatomalaza. Efa tsy araka ny
Read MoreDépêche 12 janvier, 11h50, Hanomboka ny fanamboarana ny ampahan-dalana mampitohy an’ny Antohihy sy Ambanja ao amin’ny RN6 izay hita eo
Read MoreMiroso amin’izao fotoana izao ny fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina (terrain synthétique foot à 9) ao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora,
Read MoreAo anatin’ny asa fanamboarana sy famitanana ny trano fianarana ao amin’ny CEG sy Lycée Manandriana amin’izao fotoana izao. Mandroso araka
Read MoreMitohy ny asa fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina kitra, ho an’ny tanora ao amin’ny fokontany Est-Mahazoarivo, kaominina Alasora amin’izao fotoana izao.
Read MoreEfa andalam-pahavitana ankehitriny ny fanamboarana ny trano fianarana EPP Alasora, ao amin’ny kaominina Alasora, rehefa nasiam-panamboarana manodidina ny telo volana
Read MoreEfa manomboka amin’izao fotoana izao ny fanamboana ny kianja synthétique ao Ambohidrazaka, izay tanterahin’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Nanda
Read More