Miandrivazo : Tafidina 2 800 Ar ny kilaon’ny Tsaramaso
Mitotongana ny vidin’ny tsaramaso ao Miandrivazo amin’izao fiakaran’ny vokatra izao noho ny fanararaotana ataon’ny mpanangom-bokatra amin’ny tantsaha. Tafidina 2 800
Read More
Mitotongana ny vidin’ny tsaramaso ao Miandrivazo amin’izao fiakaran’ny vokatra izao noho ny fanararaotana ataon’ny mpanangom-bokatra amin’ny tantsaha. Tafidina 2 800
Read MoreFikambanana mpamokatra miisa enina misy mpikambana 160 no nahazo fampitaovana avy amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana (MINAE) tao amin’ny faritra
Read MoreHetsika iray manome vahana ireo mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana ny Fier Mada. Tsenaben’ny tsantsaha mpamokatra
Read MoreTontosa ny 17 May ny fampiofanana ireo sefom-pokontany sy ireo lehiben’ny vakim-paritra ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Fiofanana miompana amin’ny fambolem-bary
Read MoreNatomboka tao Marofarihy Distrika Manakara ny fizarana ireo ketsam-bary avy amin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy Fiompiana. Miara-miasa amin’ny
Read MoreNisy ny fizarana masomboly sy zezika ary fitaovana ho an’ireo tantsaha ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Nampisehoana nandritra izany ihany
Read MoreFomba iray entina hanomezana endrika ny fambolena ny « permaculture ». Sady ara-pahasalamana ny vokatra no betsaka isan-karazany raha mihoatra ny fambolena
Read MoreNy 80% amin’ny Malagasy dia tantsaha avokoa. Midadasika ny velaran-tany azo volena eto Madagasikara, ary azo volena eo avokoa ny
Read MoreFokontany iray ao amin’ny kaominina Talata volonondry i Ambodiala, voahodididna fokontany maromaro izy ary tsy lavitry ny kaominina. Raha miainga
Read MoreIsan’ny olana sedrain’ny mponina any Ambohibato, Kaominina Ambohimanambola, ny tsy fahampian’ny orinasa hanodinana ireo vokatra vokarina any an-toerana amin’izao fotoana
Read More