Andramasina: Mitohy ny asa fanamboaran-dalana ataon’ny faritra Analamanga
Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana izay ataon’ny avy ao amin’ny faritra Analamanga, ao amin’ny distrikan’Andramasina amin’izao fotoana. Mizotra araka ny
Read More
Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana izay ataon’ny avy ao amin’ny faritra Analamanga, ao amin’ny distrikan’Andramasina amin’izao fotoana. Mizotra araka ny
Read MoreSekoly iray tsy miankina amin’ny fanjakana, eny Tanjombato, no voatery nanatsahatra ny fampianarana, telo andro izao, rehefa navoakan’ny vaditany ireo
Read MoreVehivavy miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra
Read MoreNy 12 septambra teo no nanatanterahana ny lanona fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2023-2024, tao Antsirabe. Tonga nitarika izany
Read MoreTsy maintsy hirosoana ny fanatanterahana ny projet PACT, izay tetikasa fanoloana andrin-jiro 800 ao amin’ny kaominina renivohitr’i Toamasina, na dia
Read MoreZazavavy kely iray no namoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana, omaly atoandro, tao Toliara. Niampita tampoka ity farany, kanefa nandalo
Read MoreManomboka miditra tsikelikely ao anatin’ny vanim-potoanan’ny main-tany ny eto Madagasikara amin’izao fotoana. Araka ny nambaran’ny teknisianina avy ao amin’ny sampana
Read MoreTonga nanolotra fanampiana ho an’ireo niharam-boina, vokatry ny fahamaizana trano, tetsy Ambodirano Ampefiloha, tamin’ny alatsianiny teo ny avy amin’ny ministera
Read MoreHiverina ny fampianarana ho an’ny fakioleten’ny Siansa, eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, manomboka amin’ny alatsianiny 18 Septambara izao; tahaka izany ihany koa
Read More