Ankazobe: Olona telo nilatsaham-potaka
25 oktobra; Olona miisa 3 no indray namoy ny ainy. Mpivady tao an-trano sy ankizy lahy iray niandry omby no
Read More
25 oktobra; Olona miisa 3 no indray namoy ny ainy. Mpivady tao an-trano sy ankizy lahy iray niandry omby no
Read More25 oktobra; Atsantsa milanja 3 taonina efa maty no tra-tehaka tao anaty botry noentin’ny teratany Sri-lankais 8 lahy; tany akaikin’ny
Read More24 oktobra; Latsaky ny 8.600 ariary ny vola raisin’ny 75% ny Malagasy rah any tarehimarika navoakan’ny banky iraisam-pirenena. Io sandam-bola
Read More24 oktobra; Mety hiaran’ny haintany mahery vaika ny Faritra maro eto Madagasikara manomboka ny volana Desambra 2023 ka hatramin’ny Febroary
Read More24 oktobra; Notanterahina ny sabotsy teo ny famerenana ny hasin’ny rano any Foulpointe. Ireo rano hita fa voaota fady tany
Read More24 oktobra ; Nidoboka am-ponja, nandoa onitra 100 tapitrisa ariary ny vadin’ny anabavin’i Voavy Paulin. Rehefa nanokafan’i Voavy Paulin grossiste izy
Read More23 oktobra; mpamaky trano iray no tratran’ny polisy teny Ambohipo. Rehefa nampandre ny manampahefana ireo mpiray vodirindrina fa misy mamaky
Read More23 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana teny akaikin’ny Maharidaza RN2 omaly. Nisongona ilay fiara mpitatra entana ilay 4×4; nifatratra tany amin’ilay moto teo
Read More23 oktobra; Tao aorian’ny fihotsahan-dalana na ny “deviation” tany amin’ny kaominina Ambanivohitr’Antsakomanondro, lalana anelanelan’Ambanja sy Ambilobe, RN6. Efa niverina amin’ny
Read More23 oktobra, tao aorinan’ny hetsika natao ny farany herin’andro. Mitohy eny Andranomena ny tolona ampilaminana ataon’ireo kandida 11. Androany 23
Read More