Imerintsiatosika: Zazakely nisy nanary tao anaty lavapiringa
27 oktobra; renim-pianakaviana iray nanary ny zanany menavava tao anaty lavapiringa, tao amin’ny fokotany Miakadaza kaominina Imerintsiatosika. Nolazainy fa tsy
Read More
27 oktobra; renim-pianakaviana iray nanary ny zanany menavava tao anaty lavapiringa, tao amin’ny fokotany Miakadaza kaominina Imerintsiatosika. Nolazainy fa tsy
Read More27 oktobra; Zazavavikely vao 6 taona monja no naolan-draikeliny ny 23 oktobra teo, tao amin’ny fokotany Mahatsara Nord kaominina Ambonivohitr’i
Read More26 oktobra; trano miisa 9 no may nilatsaham-baratra tao Ambatomarina, fokotany Lavatrafo, kaominina Anjoma Itsara, distrikan’ny Isandra omaly tokony ho
Read More26 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Ambohibao omaly alina. Moto nentina lehilahy roa efa somary mamomano no nifatratra tamin’ny tamboho. Samy
Read More26 oktobra; eny Anosy eo anoloan’ny MOTEL ny diaben’ny vondron’ny kandidà 11. Anio amin’ny 11 ora atoandro ny fotoana. Ny
Read More26 oktobra; nitrangana hay trano tao Morondava ny alina teo. Rangahy iray 87 taona no maty, olona roa naratra, ary
Read More26 oktobra ; nitrangana famonoana olona tamin’ny fomba feno habibiana teny Antohibe Ambohidratrimo ny Talata teo. Handeha hiasa no nialan’ity tovovavy
Read MoreAraka ny vinavina mety ho toetr’andro; hisy rotsakorana betsaka mihoatra ny 30mm isan’andro ato anatin’ny roa andro. Ny alarobia 25
Read More25 oktobra; may ny vatan’ilay rangahy: ny tarehiny, ny tratrany, ny taovam-pananahiny. Notondrahan’ny vadiny tamin’ny rano manogotra ny alahady teo;
Read More25 oktobra; Mpivarotra pièce iray tao Besarety Mahavoky no voatafika omaly atoandro. Lasa ny vola iray sakaosy tamin’izany. Efa nisy
Read More