Nosy Mitsio: Atsantsa milanja 3taonina tra-tehaka
25 oktobra; Atsantsa milanja 3 taonina efa maty no tra-tehaka tao anaty botry noentin’ny teratany Sri-lankais 8 lahy; tany akaikin’ny Nosy Mitsio. Noentina any Nosy Be hanaovana fanadihadiana avy hatrany izy ireo tao aorian’izay.
