DépêchesTsidika

Nidoboka am-ponja ; nandoa onitra 100 tapitrisa

24 oktobra ; Nidoboka am-ponja, nandoa onitra 100 tapitrisa ariary ny vadin’ny anabavin’i Voavy Paulin. Rehefa nanokafan’i Voavy Paulin grossiste izy mivady. Nasain’ny vadiny handeha vakansy  ny anabavin’i Voavy Paulin mba hanaovany ny teti-dratsiny. Naoriny avokoa ny entana sy ny vola rehetra tao an-tsena. Niafara tamin’ny fitoriana sy ny fampidirana amponja azy ny raharaha.

Laisser un commentaire