Foulpoint: Nanao famerenan-kasina
24 oktobra; Notanterahina ny sabotsy teo ny famerenana ny hasin’ny rano any Foulpointe. Ireo rano hita fa voaota fady tany an-toerana no nanaovana izany famerenan-kasina izany.