Basketball : Niatrika lalao iraisam-pirenena maromaro ny « Team Antananarivo »
Mpilalao Basketball Malagasy miisa 4 mivondrona ao amin’ny “Team Antannarivo” no nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tanin’ny FIBA 3X3
Read More
Mpilalao Basketball Malagasy miisa 4 mivondrona ao amin’ny “Team Antannarivo” no nandray anjara tamin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tanin’ny FIBA 3X3
Read MoreNy 16 jolay teo no voarakitra ny mari-pana ambony indrindra tao Chine. Tafiakatra 52,2°C izany tao amin’ny tanànan’i Turpan, ao
Read MoreMpampianatry ny garabola iray no nanampoizina zaza mahery ny 20 tao Chine efa-taona lasa izao. Raha tsiahivina dia nasian’io mpampianatra
Read MoreNanao sonia fifanaraha ara-barotra maro i Chine sy i Comores ny fiandohan’ny volana jolay teo. Namafisina tamin’ny alalan’ny fanokafana ny
Read MoreNisehoana fanafihana goavana tao amin’ny sekoly garabola iray tao Lianjiang omaly alatsinainy manodidina ny 7 ora sy 40 minitra tao
Read MoreOlona 31 isa no namoy ny ainy vokatra ny fahamaizana toeram-pisakafoana iray tao amin’ny tanànan’i Yinchuan, avaratra andrefan’ny firenena ny
Read MoreNanomboka ny 30 may teo no nanomboka nihady lavaka ao amin’ny bassin du Tarim ao amin’ny faritra manan-karena solika fandrehitra
Read MoreHo fanomanana ny lalaon’ny Nosy dia nisy tamin’ireo atileta no niofana tany Chine. Tafaverina an-tanindrazana omaly izy ireo izay niofana
Read MoreLehilahy iray, 34 taona, mpanao TikTok no rehefa avy nanao horonantsary nampidi-doza tamin’io tambajotra sosialy io ny herinandro lasa teo.
Read MoreFirenena isany mivelatra indrindra aty amin’ny ranomasim-be indianina. Misokatra amin’ny firenena maro izy ary isany manana fifandraisana betsaka ihany koa.
Read More