Chine : Olona am-polony tsy hita taorian’ny nisehoan’ny loza fihotsahan-tany tao atsimon’i Chine
Nisehoana fihotsahan-tany tao amin’ny faritanin’i Yunnan, any atsimo andrefan’i Chine, omaly alatsinainy, tokony ho tamin’ny 5:51 maraina (ora tany an-toerana).
Read More