Australie : Toerana masina ny Uluru
« Relief en grès » ny Uluru na Ayers Rock izay 348 metatra ambonin’ny lemaka ary 335 km any atsimo andrefan’i Alice Springs.
Read More
« Relief en grès » ny Uluru na Ayers Rock izay 348 metatra ambonin’ny lemaka ary 335 km any atsimo andrefan’i Alice Springs.
Read MoreMahatratra 45m ny halavan’ny « siphonophore géant ». Karazana biby iray lehibe hita sy miaina any anaty ranomasina any izy. Tafiditra ao anatin’ilay
Read MoreNanambara ny praiministr’i Australie Scott Morrison fa hisokatra ny 21 febroary izao ho an’ireo mpizaha tany vita vaksiny feno ny
Read MoreTsy hita nanomboka ny 16 oktobra teo i Cleo Smith rehefa nilasy tao andrefan’i Australie niaraka tamin’ny ray aman-dreniny. Hitan’ny
Read MoreAo Australie no misy ity karazana gana « érismature à barbillons » ity. Rehefa nandinika azy ireo siantifika dia afaka namaritra fa
Read MoreTafiditra ao anatin’ireo morontsiraka tsara indrindra maneran-tany i Whitehaven. Ao Queensland ao amin’ny nosy Whitsunday no misy azy. Malaza noho
Read MoreTonga tao Tokyo ireo mpilalao softball avy any Australie ny talata 1 jona. Toy ny mpandray anjara rehetra amin’ny JO,
Read MoreLehilahy iray 22 taona no voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny raharaha fanondranana zava-mahadomelina tao aorian’ny fisiana andian-jiolahy tao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tao
Read MoreNikasa ny hanakorotana eo amin’ny sehatrin’ny varotra sy ny fiaraha-miasa amin’ny Chine i Australie amin’ny alalan’ny “ady mangatsiaka”. Niteraka disadisa
Read MoreNilaza ny fikambanama olympika ao Australie (AOC) fa miray hevitra amin’ny fanapahan-kevitry ny tompon’andraikitra ao Australie ny amin’ny tokony hanafainganana
Read More