Ankadikely Ilafy: Nahazo trano famakiam-boky sy fikirakirana solosaina ny LMAI
Nahazo trano famakiam-boky sy fikirakirana solosaina ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy (LMAI). Nisy ny fitokanana ny efitrano iray sy fikirakirana
Read More
Nahazo trano famakiam-boky sy fikirakirana solosaina ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy (LMAI). Nisy ny fitokanana ny efitrano iray sy fikirakirana
Read MoreTonga amin’ny lalao famaranana ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena eo amin’ny taranja basket-ball, hiadian’ireo kaominina eto amin’ny distrika Avaradrano. Amin’ny sabotsy 07
Read MoreManao ny ezaka amin’ny fanalana ireo fako eny amin’ny fokontany ireo tomponandraikitra misahana izany ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny
Read MoreNanolotra fanampiana ho an’ireo ankizy teny an-tsekoly ny vadin’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, Faratiana Rajaonah. Ny alarobia
Read MoreMitohy ny fametrahana jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, ataon’ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ankedikely Ilafy, amin’izao fotoana. Tanjona ny
Read MoreNisy ny fivoariana nataon’ny avy eo amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny SLC ( Rafitra Ifotony Fikaonan-doha eo anivon’ny Vondrom-bahoakam-paritra
Read MoreTsara ny voka-dalao nasehon’ireo mpilalao voafantina “basket Crai” ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nandritra ireo lalao fifaninanana iraisan’ny distrika Avaradrano,
Read MoreAnisan’ny nisitraka fitaovam-pianarana (kits scolaires) izay nozarain’ny fitondram-panjakana ireo mpianatra amin’ny ambaratonga fototra, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tamin’ny faran’ny
Read MoreNoraisin’ny ben’ny tanàna, miadidy ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny alarobia teo, ireo atleta zanaky ny kaominina, nandray anjara tamin’ny lalaon’ny
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninana amin’ny lalao baolina kitra, tournoi intercommunal, ao amin’ny dsitrika Avaradrano. Mitohy amin’ny alahady izay no lalao,
Read More