Ankadikely Ilafy : Efa miroso amin’ny fahavitany ny lapan’ny tanàna
Efa miroso tanteraka amin’ny fahavitany ny lapan’ny tanàna an’Ankadikely Ilafy ankehitriny. Maro tokoa ireo fanatsarana ny tanàna sy tetik’asa efa
Read More
Efa miroso tanteraka amin’ny fahavitany ny lapan’ny tanàna an’Ankadikely Ilafy ankehitriny. Maro tokoa ireo fanatsarana ny tanàna sy tetik’asa efa
Read MoreHisy ny hazakazaka mahatratra hatrany amin’ny 5km izay karakarain’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny sabotsy 03 septembre 2022 ho avy izao.
Read MoreNisy ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny kaominina sy ny INDDL (Institut National de la Décentralisation et du Développement Local) ny zoma
Read MoreOlona maherin’ny 700 no efa nanantanteraka ary mbola hanantanteraka ny asa tana-maro izay atao ao anatin’ny kaominina Ankadikely-Ilafy. Mandritra ny
Read MoreNahazo taratasy fahazoan-dalana na (licence) avy amin’ny fiadidian’ny kaominina Ankadikely-Ilafy ireo mpitatitra amin’ny cyclo-pousse. Tamin’ny talata teo. Ho fanatsarana ny
Read MoreZaza lahy maherin’ny 70 isa no vita hasoavana nandritra ny hetsika didimpoitra faobe andiany faharoa tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreNisy ny fifantenana ireo mpilalao handrafitra ny ekipa kaominaly ao Ankadikely Ilafy. Izy ireo no hisolo tena ny kaominina amin’ny
Read MoreLehilahy iray hita faty teny Ankadikely Ilafy, efa tapaka tanteraka ny lohany. Tsy nisy taratasy nahafantarana azy teny aminy, ary
Read MoreNikarakara hetsika manokana fizarana kaopia faobe ny kaominina Ankadikely Ilafy tamin’ny herinandro. Olona manodidina ny 500 isa avy amin’ireo Fokontany
Read MoreHo tanterahina ny 30 jolay 2022 ny didimpoitra faobe andiany faharoa, karakarain’ny kaominina. Eny amin’ny kianjan’ny fifankatiavana no hanatanterahana izany
Read More