Ankadikely Ilafy: Nahatratra 66,46 % ny taham-pahafahana BEPC
Niarahaba sy nirary soa ireo mpianatra afaka BEPC tao Ankadikely Ilafy ny kaominina. Nahatratra 66,46% ny taham-pahafahana BEPC tamin’ireo ZAP
Read More
Niarahaba sy nirary soa ireo mpianatra afaka BEPC tao Ankadikely Ilafy ny kaominina. Nahatratra 66,46% ny taham-pahafahana BEPC tamin’ireo ZAP
Read MoreTsy vitsy ireo tonga eny amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao mikarakara fisoratam-panambadiana. Fotoanan’ny Mariazy rahateo amin’izao. Mila aterina 10 andro
Read MoreNotolorana fitaovana ho entina miatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea ireo mpianatra ao amin’ny L.M.A.I (Lycée Moderne Ankadikely-Ilafy). Marihina fa hanomboka ny
Read MoreManao ezaka manokana ny kaominina Ankadikely-Ilafy amin’ny fanarenana ireo làlana izay hita fa misy fahasimbana eto an-toerana. Isany amin’izany ny ao
Read MoreNitondra teny fisaorana avy amin’ny mponina ny kaominina Ankadikely Ilafy noho ny nanomezan’ny fanjakana ny Tsena Mora tao amin’ny kaominina.
Read MoreNilamina, tamin’ny ankapobeny, ny fanadinam-panjakana BEPC 2022 nandritra iny andro voalohany iny, tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Zap telo no
Read MoreNy Rovan’Ilafy no nosafidian’ny avy ao amin’ny fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto amin’ny faritra Analamanga hanaovana ny
Read MoreHisy ny fampiofanana ho an’ny mpanazatra ny taranja baolina kitra ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Hotanterahina ny 4 hatramin’ny 10
Read MoreMpiadina miisa 1 903 no niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. 1 924 kosa anefa no nisoratra
Read MoreNirary soa sy nitso-drano ireo mpiadina CEPE ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny tompon’andraikitra ao amin’ny kaominina. Nisy ihany koa
Read More