ActualitésTsidika

Ankadikely Ilafy : Efa miroso amin’ny fahavitany ny lapan’ny tanàna

Efa miroso tanteraka amin’ny fahavitany ny lapan’ny tanàna an’Ankadikely Ilafy ankehitriny. Maro tokoa ireo fanatsarana ny tanàna sy tetik’asa efa vita teo aloha. Nisy fivoarana be ny tanàna hoy Noro mponina eny an-toerana.

Anisan’ny nanova endrika tanteraka ny tanàna mantsy ny fanavaozana natao tamin’ny lapan’ny tanàna. Tsy mora ny nanantanteraka ity tetik’asa ity, kanefa efa napetraka ho fanamby koa dia di tanterahina am-pitiavana ao anaty finiavana hampandroso ny tanàna, hoy ny ben’ny tanàna. Miara mientana ho an’ny fampandroasaoana ao anaty fahasamihafana hatrany ny tanjona amin’izany.

Famenontsoa Rajerison

Laisser un commentaire