Anjeva : Manomboka ny hetsika fitsidihana ireo EPP ao anatin’ny kaominina
Ny tao amin’ny EPP Ankadiefajoro no nisantaran’ny ao amin’ny fiadidiana ny kaominina Anjeva gara, izay tarihin’ny ben’ny tanàna ao an-toerana,
Read More
Ny tao amin’ny EPP Ankadiefajoro no nisantaran’ny ao amin’ny fiadidiana ny kaominina Anjeva gara, izay tarihin’ny ben’ny tanàna ao an-toerana,
Read MoreNampimenomenona ny maro, indrindra fa ireo mponina ao amin’ny kaominina Anjeva ny zava-misy teo amin’ny lafin’ny fitaterana ny herinandro lasa
Read MoreMitohy hatrany ny asa fampandrosoana ao amin’ny kaominina Anjeva. Tao anatin’ny famaranana ny fitsidihana nataon’ireo mpiara-miombonan’antoka Amitiés Madagascar Bretagne AMB tao amin’ny
Read MoreNy sabotsy 05 novambra ho avy io no hanatanterahana ny hetsika “Alimbetso” ao amin’ny kaominina Anjeva. Ny Alimbetso, araka ny
Read MoreMisaona ny tontolon’ny fanatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Anjeva, mpilalao baolina kitra iray avy ao Mangarano, fokontany Ambotofolaka Anjeva no maty
Read MoreTao amin’ny fokontany Ambatofolaka, kaominina Anjeva, indray no nanaovana fitsidihana, nandritra hetsika « Ben’ny tanàna mitety vohitra », izay ataon’ny ben’ny tanàna
Read MoreNy harivan’ny alakamisy lasa teo no nisy nikasa handoro ny tanety tao amin’ny fokontany Faliary, ao amin’ny kaominina Anjeva. Araka
Read MoreJiolahy roa lahy, mpamaky trano sy mpanao halabotry ary mpamaky fisoko sy lakozia no voasambotry ny zandary ao amin’ny poste
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika fanomezana « titre » faobe izany nokarakarain’ny kaominina sy ny sampandraharahan’ny fananan-tany, ny faran’ny herinandro teo. Tonga
Read MoreMitaraina ireo mponina mody ao amin’ny kaominina Anjeva manoloana ny fomba fiasan’ireo fiara mpitatitra ao an-toerana. Araka ny voalaza, manodidina
Read More