Anjeva : Nisy ny hetsika fambolen-kazo sy tan-tsoroka ho an’ny mponina
Nanatanteraka hetsika fambolen-kazo sy tan-tsoroka ho an’ny mponina, ny kaominina Anjeva gara, niaraka tamin’ny Banky foiben’i Madagasikara, ny faran’ny herinandro
Read More
Nanatanteraka hetsika fambolen-kazo sy tan-tsoroka ho an’ny mponina, ny kaominina Anjeva gara, niaraka tamin’ny Banky foiben’i Madagasikara, ny faran’ny herinandro
Read MoreAndalam-pamaranana ny asa fanatsarana sy fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina Salazana Anjeva ireo tomponandraikitra amin’izao fotoana. Efa fanao isan-taona, isaky ny
Read MoreTonga tao amin’ny fokontany Imaola,vohitra Atsimombohitra ireo tomponandraikitra mpitantana ny kaominina Anjeva tamin’ity herinandro ity. Nizara masomboly vary an-tanety ho
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Anjeva gara, rehefa nohadiadiana sy nanaovana vela-pandrika amin’ny asa ratsiny.
Read MoreNitohy tao amin’ny faritra Antanambao, fokontany Anjeva gara, ny fitsidihana ifotony, na ben’ny tanàna mitety vohitra ataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Tao amin’ny vohitra
Read MoreMisy ny asa fanamboarana ny kianja Salazana ao amin’ny kaominina Anjeva amin’izao fotoana. Mandeha miandalana ny asa ary fanatsarana ny
Read MoreNisehoana halatra « brocolis » tao amin’ny faritra Ankadiefajoro, kaominina Anjeva gara, ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy iray no nampiahiahy, rehefa narahina
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay tanterahin’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Ny alarobia teo,
Read MoreTratra ihany rehefa nanaovana fikarohana, nanomboka ny 1 janoary 2024 ity, ny lehilahy iray nahavita nanolana ny zanaky ny rahavavin’ny
Read More