Ambohimangakely : Ilaina ny fahaizana teny vahiny
Tena ilaina, indrindra ho an’ny tanora, ny fianarana teny vahiny. Ny fahaizana tenim-pirenena iray hafa dia hitondra antsika ho any
Read More
Tena ilaina, indrindra ho an’ny tanora, ny fianarana teny vahiny. Ny fahaizana tenim-pirenena iray hafa dia hitondra antsika ho any
Read MoreNisehoana tranga lozam-pifamoivoizana teny Ambatomitsangana Ambohimangakely ny 6 febroary lasa teo. Fiara fitateram-bahoaka amin’ny zotra E no nivadibadika. Vokany : vehivavy
Read MoreMikarakara fifaninana mahandro sakafo ny BTC Ambohimangakely. Ny horonantsary maneho antsika mahandro zavatra no alefa hafatra miafina any amin’ny pejin’ny
Read MoreHentitra ny kaominina Ambohimangakely amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny asa azo antoka. Ilaina tokoa ny fisian’ny fitantanana mangarahara sy ho fanomezana
Read MoreNifarana ny 31 janoary lasa teo ny fifaninanana nokarakarain’ny BTC, izay nifototra tamin’ny lohahevitra « fitiavan-tanindrazana ». Sokajy telo no nifaninana tamin’izany
Read MoreNisy nangalatra nanongotra avokoa ny varavarankely sy varavarambe rehetra tamin’ny trano iray ao Ambohimangakely. Efa nametraka fitarainana teny amin’ny Zandarimariam-pirenena
Read MoreNitsidika ny fianakaviana iray niharam-boina nandritra ny andro ratsy iny ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakley. Raha tsiahivina dia trano
Read MoreTafiakatra amin’ny lalao famaranana ho an’ny lalao baolina kitra atao eto Avaradrano ny kaominina Ambohimangakely sy Alasora. Hotanterahina ny 13
Read MoreTonga nitondra ny anjara birikiny ny Fikambanan’ny Vadin’ny Zandary (Fivaza) teny amin’ireo tra-boina nampiantranoin’i Mompera Pedro sy ny kaominina Ambohimangakely.
Read MoreNanatanteraka fanadiovana ny lakan-drano teny amin’ny sampanana By Pass ny avy ao amin’ny Kaominina Ambohimangakely. Niteraka olana teto Antananarivo sy
Read More