Ambohimangakely : Tsara raha mandray fepetra manandrify azy ny rehetra
Betsaka ny loza mety ho avy rehefa betsaka ny rotsak’orana. Miakatra ny rano ao amin’ny Kaominina Ambohimangakely. Mangataka ny rehetra
Read More
Betsaka ny loza mety ho avy rehefa betsaka ny rotsak’orana. Miakatra ny rano ao amin’ny Kaominina Ambohimangakely. Mangataka ny rehetra
Read MoreVoasambotry ny mpitandro filaminana ao Ambohimangakely ilay lehilahy mpangala-jaza teny Ikianja Ambohimangakely. Nifanena tamin’ny rain’ilay zaza nokasaina hangalarina ilay mpangalatra
Read MoreEfa misy karazana fanatanjahan-tena maro samihafa ao Ambohimangakely amin’izao. Manampy betsaka ny fitaizana tanora ny fisian’izany. « Misy baolina kitra eto,
Read MoreEfa mandeha ankehitriny ny fisoratana anarana ho an’ireo fiofanana marobe ao amin’ny BTC Ambohimangakely. Hanomboka ny volana febroary izao ny
Read MoreTontosa ny 24 sy 25 desambra lasa teo ny fizarana hafaliana tao main’ny EPP Ambohimahitsy. Ny fikambanana Guide no nitarika
Read MoreNanolotra nofonkena mitam-pihavanana ho an’ireo olona sahirana sy beantitra miisa 6 000 ny Kaominina Ambohimangakely. Toerana enina samihafa no hanaovana
Read MoreEfa misokatra ho an’ny rehetra amin’ny fomba ofisialy ilay zaridaina mahafinaritra eny Ambodivoara Ambohimangakely. Voaravaka jiro sy haingo maro samihafa
Read MoreIsan’ny manala fahasahiranana ny mponina ny fisian’ny fiara fitateram-bahoaka noho izy mora raha mihoatra ny fiara karetsaka ny saran-dalana. Iray
Read MoreToerana fidiovana sy fanadiovana toy ny toeram-panasan-damba sy toeram-patsakana rano fisotro madio ary toeram-pidiovana sy fivoahana. Napetraka tao anatin’ny Fokontany
Read MoreNotokanana ny 8 desambra teo ny fotodrafitr’asa hanodinana ireo diky ho lasa angovo fandrehitra. Tsy zavatra tokony ho ariana fotsiny
Read More