Ambohimangakely: Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo Manambina
Nitrangana lozam-pifamoivoizana, teo Manambina, kaominina Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, fiara lehibe iray, mpitondra simenitra no tapaka
Read More
Nitrangana lozam-pifamoivoizana, teo Manambina, kaominina Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, fiara lehibe iray, mpitondra simenitra no tapaka
Read MoreAnisan’ny hetsika nanamarika ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny fanolorana solom-bodiakoho ho an’ireo zokiolona avy ao amin’ny
Read MoreNotontosaina tamin’ny herinandro teo ny fitokanana ny biraon’ny fokontany ao Amoronakona, kaominina Ambohimangakely. Ity birao ity izay nasiam-panavaozana sy fanatsarana
Read MoreAnkizy miisa 350 no nampiasakafoanana nandritra ny fizarana tao amin’ny « cantine scolaire » izay nokarakarain’ny kaominina Ambohimangakely sy ny « association Soa »,
Read MoreHo tanterahina amin’ny alahady ho avy izao ny lalao famaranana eo amin’ny taranja baolina kitra, izay atao ao Ankarongana, fokontany
Read MoreHandefa mivantana ny lalao baolina kitra, fiadiana ny toerana faha telo amin’ny CHAN ny kaominina Alasora, rahariva. Ao amin’ny kianja
Read MoreTambajotran-jiolahy nangalatra « coffre fort » tao Ambohimangakely no tratran’ny mpitandro filaminana rehefa nokarohana nandritra ny fotoana naharitra. Voasambotra tany Antananarivokely Tsinjoarivo,
Read MoreManjaka ny tsy fandriam-pahalemana amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tsy mitazam-potsiny anefa ireo avy amin’ny zandarimaria fa manao
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fisafoana amin’ny andro alina ataon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nahitam-bokany hatrany izany. Ny Alatsinainy maraina
Read MoreNanjaka ny hala-botry tato ho ato tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, saika nahitana karazana hala-botry niseho tato ho ato izao. Tamin’ny
Read More