Ambohimangakely: Jiolahy roa lahy saron’ny zandarimaria
Jiolahy roa lahy ahiahiana ho isan’ny nandray anjara tamin’ny fanafihana mitam-piadiana no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimaria Ambohimangakely,
Read More
Jiolahy roa lahy ahiahiana ho isan’ny nandray anjara tamin’ny fanafihana mitam-piadiana no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimaria Ambohimangakely,
Read MoreAo anatin’ny andiany fahatelo tanteraka ny hetsika SSMAF, amin’izao fotoana izao. Toa ireo andiany tany aloha, hetsika sy fifaninana isan-karazany
Read MoreTonga teny amin’ireo mponina tao amin’ny fokontany Betsizaraina sy Ambatosoratra ary Betafo , Ampilanonana, ny avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, notarihin’ny
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tao Andranomandry, kaominina Ambohimangakely, hivoaka ny lalam-pirenena faharoa, omaly maraina. Taxibe zotra E, kamiao lehibe ary moto
Read MoreTonga teny amin’ireo mponina,tao amin’ny fokontany Ambohimahitsy, ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, notarihin’ny ben’ny tanàna ao an-toerana ny faran’ny
Read MoreHo fiaraha-miasa sy fanatsarana hatrany ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, efa tonga ao an-toerana amin’izao fotoana ny mpilatsaka an-tsitrapo japoney, avy
Read MoreNy alarobia 27 jolay teo no nosantarina tamin’ny fomba ofisialy ny fiaraha-miasa eo amin’ny BTC Ambohimangakely sy ny fikambanana LRNC
Read MoreHisy ny fiaraha-mientana amin’ny fanadiovana ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny LRNC (La rue nous concerne) no mikarakara ny
Read MoreHisy ny fiaraha-mientana amin’ny fanadiovana ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ny BTC no mikarakara ny hetsika ary amin’ny fomba
Read MoreNy sabotsy 15 jolay teono nanomboka tamin’ny fomba ofisialy, eny amin’ny BTC Ambohimangakely ny hetsika SSMAF. Efa mandeha avokoa ireo
Read More