Alasora : Nahazo toeram-pivoahana sy fidiovana vaovao
Nisokatra nanomboka ny 17 desambra lasa teo ny toeram-pidiovana sy toeram-pivoahana ao Alasora. Natokana ho an’ny olona manao raharaha rehetra
Read More
Nisokatra nanomboka ny 17 desambra lasa teo ny toeram-pidiovana sy toeram-pivoahana ao Alasora. Natokana ho an’ny olona manao raharaha rehetra
Read MoreSarotra ny manao kopia izany rehefa tara amin’ny fetr’andro tokony hanaovana azy ka nanampy betsaka ny kaominina Alasora amin’ny fanomezana
Read MoreRovan’Alasora Alasora no ivon’ny fitondrana Merina. Anisan’ireo tanàna ela nisiana indrindra teo imerina izy. I Ramasimparihy no nanorina azy tany
Read MoreRaozy kely Toerana mbola maintso i Raozy kely. Ao amin’ny fokontany Ambohimarina no misy azy ary misahana velaran-tany 3,50 km²
Read MoreEfa manomboka ny asa fanarenan-dalana ao Tanjonandriana sy Antangirika amin’izao fotoana izao. Mitohy hatrany ny ezaka rehetra entina hanatsarana ny
Read MoreEfa vita tanteraka ankehitriny ny ravaka tanàna eo amin’ny Kaominina Alasora, izay tena manome endrika tsara ny kaominina, indrindra rehefa
Read MoreNisy ny hetsika fizarana kopia faobe ho an’ny ankizy latsaky ny 18 taona tao amin’ny Kaominina Alasora, ka ankizy miisa
Read MoreNanampy ny kaominina Alasora ny Kaoperativa Mirindra tamin’ny fanamboarana ny lalan’ny mpandeha tongotra teny amin’ny tetezana Ambohimanandraisoa. Nasiana rindrina ihany
Read MoreNibata ny fandresena nanoloana ny ekipan’ny Kaominina Manandriana tamin’ny isa 3 noho ny 1 indray ny kaominina Alasora nandritra ny
Read MoreEfa miditra ao anatin’ny hetsika hankalazana ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona tokoa ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao.
Read More