Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Alasora
Rovan’Alasora
Alasora no ivon’ny fitondrana Merina. Anisan’ireo tanàna ela nisiana indrindra teo imerina izy. I Ramasimparihy no nanorina azy tany amin’ny taona 1490.