Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Alasora
Fasan-dRangita sy Rafohy ary Andrianamponga
Mpanjaka nanome ny anaran’i Alasora i Rangita sy Rafohy. Lasa toerana fangataham-pitahina sy fanaovana sorona ary divavahana ny fasany tao aorian’ny nahafatesany.
