Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Alasora
Raozy kely
Toerana mbola maintso i Raozy kely. Ao amin’ny fokontany Ambohimarina no misy azy ary misahana velaran-tany 3,50 km² izy. Ny fanovana dia tongotra (randonnée) sy fitsangatsanganana no tena mahasarika olona hitsidika azy.
