Alasora: Hampiaina mivantana ny lalao fiadiana ny toerana fahatelo
Handefa mivantana ny lalao baolina kitra, fiadiana ny toerana faha telo amin’ny CHAN ny kaominina Alasora, rahariva. Ao amin’ny kianja
Read More
Handefa mivantana ny lalao baolina kitra, fiadiana ny toerana faha telo amin’ny CHAN ny kaominina Alasora, rahariva. Ao amin’ny kianja
Read MoreNotanterahina tamin’ny alatsinainy teo ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana noho ny fahatratrarana ny taona vaovao sy ny taom-pikatrohana 2023 ho an’ny kaominina
Read MoreNirotsaka an-tsehatra, nanatanteraka fisafoana sy fandalinana ireo tatatra famoahana rano maloto, ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Alasora, tamin’ny faran’ny herinandro
Read MoreHisy ny fandefasana mivantana ny lalao atsasa-dalana amin’ny CHAN 2023, izay hifanandrinan’ny Algérie sy Niger, hanomboka amin’ny 07ora hariva ary
Read MoreHanome fampianarana (cours préparatoire) maimaim-poana ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana BEPC sy bakalorea amin’ity taona 2023 ity ny kaominina Alasora.
Read MoreFokontany miisa roa tao anatin’ny kaominina Alasora no nanaovana fanadiovana faobe, tamin’ny herinandro lasa teo. Nanatanteraka izany moa ny fikambanana
Read MoreMaimaim-poana ny fakana ny fanamarinam-pahaterahana (Bulletin de naissance) ho an’ny mpianatra, amin’izao fotoana izao ao amin’ny kaominina Alasora. Entina hanamorana
Read MoreMiroso amin’izao fotoana izao ny fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina (terrain synthétique foot à 9) ao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora,
Read MoreOlona miisa 9 no voasambotry ny zandary brigady Alasora, ny faran’ny herinandro teo noho ny fahatratrarana rongony milanja 47 kilao
Read MoreAnisan’ny iray amin’ireo kaominina mandrafitra ny distrikan’Avaradrano ny kaominina. Araka ny voalaza, dia maro ireo mpifindra monina sy manorim-ponenana ao
Read More