Alasora: Hisy ny fampitana mivantana ny lalao baolina kitra CHAN 2023
Hisy ny fandefasana mivantana ny lalao atsasa-dalana amin’ny CHAN 2023, izay hifanandrinan’ny Algérie sy Niger, hanomboka amin’ny 07ora hariva ary Segenal sy Madagascar amin’ny 10ora alina ao amin’ny kianja Maintso Alasora sy Ankadindratombo.
Hisy ny fahatapahan-dalana eo amin’ny RN58B manomboka amin’ny 06ora hariva, raha ny voalaza
