Alasora : Mitohy ny asa fanadiovana ataon’ny Kolotanana
Mitohy hatrany ny asa fanadiovana ataon’ny fikambanana Kolotanana, izay sampana miandraikitra sy misahana ny fanadiovana sy ny fahadiovana ao amin’ny
Read More
Mitohy hatrany ny asa fanadiovana ataon’ny fikambanana Kolotanana, izay sampana miandraikitra sy misahana ny fanadiovana sy ny fahadiovana ao amin’ny
Read MoreOmaly no nirotsaka an-tsehatra nanampy ny kaominina Alasora, amin’ny asa fikojana ireo jiro napetraka ao an-toerana, mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny
Read MoreAnisan’ny mampimenomenona ny mponina, indrindra fa ireo ray aman-drenin’ny mpianatra madinika amin’izao fotoana izao, ny fahamaroan’ireo lalan-kely simba eny amin’ny
Read MoreTaoran’ny fampilazana sy fanentanana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora, mahakasika ny fanomezana fampianarana maimaim-poana ho an’ireo mpianatra hanala fanadinam-panjakana
Read MoreNisy ny fitsirihana sy andrana ara-teknika ny tetik’asa train urbain, teny amin’ny faritra Ankadindratombo teny, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Efa
Read MoreNanolotra fanomezana entina hanohanana ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Alasora ny fikambanana sy mpiahy ny kaominina AFF
Read MoreHandalo ao amin’ny kaominina Alasora ny Jiramobile, amin’ny alatsinainy sy talata ho avy izao. Afaka manantona ao an-toerana ireo mponina
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’ny bypass sapanana Alasora, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Kamiao lehibe iray mpitatitra tany no voalaza nandeha
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ireo lalana nahitana fahasimbana ny avy ao amin’ny kaominina Alasora, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fiatohan’ny
Read MoreNotokanana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny Alakamisy teo ny EPP Alasora. Tonga nanotrona izany fitokanana izany tao an-toerana ireo olo-manan-kaja maro
Read More