Alasora: Miaro sy manampy ny vahoaka ny polisim-pirenena
Namonjy ain’olona ny mpianatra ho polisim-pirenena mandrato fiofanana ao amin’ny kaomisaria an’Alasora. Lehilahy iray mpivaro-mandeha no torana, nianjera tamin’ny tany
Read More
Namonjy ain’olona ny mpianatra ho polisim-pirenena mandrato fiofanana ao amin’ny kaomisaria an’Alasora. Lehilahy iray mpivaro-mandeha no torana, nianjera tamin’ny tany
Read MoreHo fankalazana ny asaramanitra 2023, hisy ny hetsika fampisehoana goavana izay atolotry ny kaominina Alasora ny alahady 25 jona. Mpanakanto
Read MoreTsara ny mahafantatra ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny fisoratam-panambadiana, indrindra ho an’ireo tanora na olona tapa-kevitra ny hiroso amin’izany fanambadiana ara-panjakana
Read MoreNy faran’ny herinandro teo no nanatontosana ny didim-poitra faobe, tao amin’ny ivon-toeram-pitsaboana CSMA II Ankadindratombo. Ankoatra ny fanaovana ny didim-poitra
Read MoreRahampitso alarobia 07 jona sy ny alakamisy 08 jona no fotoana hanatanterahana ny fitsarana miaramila ao amin’ny kaominina Alasora. Mbola
Read MoreNidina andalambe, nanatanteraka fitokonana tao Androka, kaominana Alasora ny mponina ao an-toerana, ny sabotsy teo. Naneho ny tsy hafaliana sy
Read MoreManoloana ny fahatapahan-jiro misesisesy, indrindra ny hariva tao amin’ny kaominina Alasora, ny faran’ny herinandro teo dia nirotsaka an-tsehatra, nanatanteraka fisafoana
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fisafoana ataon’n polisim-pirenena avy ao amin’ny commisariat ao Alasora. Ny hampandry fahalemana ny tanàna, ahafahan’ny vahoaka
Read MoreHisy ny hetsika ara-pasalamana maimaim-poana atao eny amin’ny ivon-toeram-pitsaboana Mamindra Aina (CSMA) Ankadindratombo, kaominina Alasora, ny sabotsy ho avy io.
Read MoreTonga nitondra anjara biriky teny amin’ny ivon-toeram-pitsaboana “centre de santé Mamindra Aina- CSMA” teny Ankadindratombo, kaominina Alasora, ny filoha mpanorina
Read More