Masindray : Hisy ny faradoboka maimaim-poana ho an’ireo mpanala ny bakalorea
Hisy ny fampianarana, faradoboka maimai-poana ho an’ireo mpianatra hanala ny fanadinana BACC ao amin’ny kaominina Masindray. Ny zoma 14 jolay
Read More
Hisy ny fampianarana, faradoboka maimai-poana ho an’ireo mpianatra hanala ny fanadinana BACC ao amin’ny kaominina Masindray. Ny zoma 14 jolay
Read MoreNaverin’ny MSCL (Mauritius Shipping Corporation Ltd) ny zotra an-dranomasina mampitohy ny nosy Maurice sy Rodrigues amin’ny alalan’ny MV Trochetia. Ny
Read MoreNizotra am-pilaminana ny fanombohan’ny fanadinam-panjakana BEPC, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Miisa 337 ny mpiadina ny fanadinam-panjakana
Read MoreNandray ny andraikiny ny Ministera mikasika ny feo niely teny amin’ny tambajotran-tserasera amin’ny fisian’ny fanaparitahana sy fivarotana laza adina hosoka
Read MoreAmam-bolana vitsy no nanamboaran’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny lalana rarivato ao Antanandrano. Amin’izao fotoana izao, efa
Read MoreTafiditra ao anaty hamehana ara-pahasalamana i Chili. Hatramin’ny niandohan’ny ririnina tao an-toerana herinandro vitsivitsy izao dia mirongatra ny aretin’ny taovam-pisefoana.
Read MoreNy Afrique’s Business Heroes dia fifaninana karakarain’ilay mpandraharaha sinoa Jack Ma . Tany am-piandohana dia nahatratra 27267 isa ireo mpifaninana
Read MoreManomboka izao dia ny fiteny arabo no teny ofisialy ampiasain’ny Maroc eo amin’ny tontolon’ny fitantanan-draharaham-panjakana, ny orinasa sy ny sekolim-panjakana
Read MoreANTANANARIVO Pharmacie RABARISOA – Andravoahangy : 020 22 229 86/034 07 229 86 Pharmacie TSARA – Andavamamba : 020 22
Read MoreRaha ny tatitry ny Global Peace Index 2023 dia firenena faha-23 milamina na « paisibles » indrindra ny nosy Maurice. Niakatra laharana
Read More