Maroc : Nofaranan’ny firenena ny fampiasana ny fiteny frantsay ho fiteny ofisialy
Manomboka izao dia ny fiteny arabo no teny ofisialy ampiasain’ny Maroc eo amin’ny tontolon’ny fitantanan-draharaham-panjakana, ny orinasa sy ny sekolim-panjakana
Read More