La Réunion : Nitady izay tena reniny izy 42 taona taty aoriana
Tafasaraka tamin’ny reniny i Frédéric taona 1979 ary nisy nanangana avy eo. Nahatsapa banga betsaka teo amin’ny fiainany anefa izy
Read More
Tafasaraka tamin’ny reniny i Frédéric taona 1979 ary nisy nanangana avy eo. Nahatsapa banga betsaka teo amin’ny fiainany anefa izy
Read MoreNahazo tapakila hiakatra amin’ny lalao am-pahefa-dalana amin’ny lalao olympika amin’ny taranja « boxe » any Tokyo ity mpilalao avy any Maurice izay
Read MoreNy resaka atsantsa (requin), dengue, chikungunya, ny Covid-19, ireo no krizy namely an’i La Réunion isan’andro tao anatin’ny volana maromaro
Read MoreAla honko 5 000 ha isan-taona no simba eto Madagasikara. Raha ny taona 2020 teo fotsiny izao dia 200 ha
Read MoreMamarana ny asa tanteraka ny orinasa miandraikitra ny asa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fitaterana amin’ny fananganana ny toerana fakana aina
Read MoreTontosa ny 27 jolay 2021 ny lanonana fanolorana ny mari-pahaizana ho an’ireo mpianatra 26 mianadahy, ahitana manamboninahitra sy manamboninahitra lefitra,
Read MoreMiroso amin’ny fametrahana ireo fepetra mialohan’ny hampiasana ilay tobim-piantsoanana vaovao ao Bekitrobaka ny eo anivon’ny Kaominina Andrenivohitra Antsohihy. Raha tsiahivina,
Read MoreMiantso ny filoha Andry Rajoelina mba hampanamboatra haingana ny lalana Tsiroanomandidy-Maintirano ny mpampiasa iny lalam-pirenena RN1b iny ny mponina any
Read MoreManoloana ny fihanakin’ny covid ao Maurice dia tsy nofohanana akory ny fanadinana ao amin’ny Oniversitén’i Maurice izay hamaranana ny taom-pianarana.
Read MoreLehilahy iray monina oa Sainte-Croix any Maurice no hita fa mitondra ny tsimok’aretina coronavirus ny 23 jolay lasa teo ka
Read More