Fanabeazana : Mijaly ny zanak’Ambahikily amin’ny resaka fotodrafitr’asa
Lazaina ombieny ombieny fa ny fanabeazana no vahaolana hialantsika amin’izao fahantrana izao, saingy mbola betsaka ny fianarana tsy zarizary any
Read More
Lazaina ombieny ombieny fa ny fanabeazana no vahaolana hialantsika amin’izao fahantrana izao, saingy mbola betsaka ny fianarana tsy zarizary any
Read MoreNisy ny fandraisana ofisialy ny toho-drano namboarina ao amin’ny Fokontany Ampahimasina, Anjeva Gara, izay manondraka velaran-tany maherin’ny 30 ha. Faly
Read MoreNisy ny fandehanana tety ifotony nataon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena sy ireo mpiara-miasa aminy teto Avaradrano ny 9 desambra 2021.
Read MoreHiavaka ny fankalazana ny fetin’ny krismasy amin’ity taona ity raha ho an’ny Kaominina Ambohimanambola manokana. Manomboka ny 20 desambra dia
Read MoreBetsaka ny fitarainana ataon’ny mponina ao Alasora manoloana ny fanafody vidiana ao amin’ny Farmasia iray eny By Pass. Mividy boaty
Read MoreMitohy hatrany ny ady amin’ny afo eto Madagasikara. Isan’ireo mandray anjara mavitrika amin’izany ny komitin’ny vehivavy ao Marofandilia, ao Morondava.
Read MoreMiezaka mikojakoja sy manome fitaovana ireo tobim-pahasalamana efa misy ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka amin’izao fotoana izao. Nisy ny fanavaozana ny CHRD
Read MoreTezitra manoloana ilay kilalao ataon’ny mpandeha ny mpamily fiara mpitatitra eto Antananarivo. Mody misakana fiara ny olona roa, manao toy
Read MoreManamafy ny fandehanana eny an-tsena ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana. Nisy ny fitetezana ireo
Read MoreHotontosaina ny 30 desambra ho avy izao ny hetsika « Diabe Mampiray » ao amin’ny Kaominina Anjeva, izay karakarain’ny Kaominina sy ny
Read More