Alasora: Mangataka vahaolana maharitra mahakasika ny fahatapahan-drano ny mponina
Mitohy hatrany ny olan’ny tsy fisian-drano eny amin’ny fokontany maro ao amin’ny kaominina Alasora. Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, fokontany tsy
Read More
Mitohy hatrany ny olan’ny tsy fisian-drano eny amin’ny fokontany maro ao amin’ny kaominina Alasora. Hatramin’ny faran’ny herinandro teo, fokontany tsy
Read MoreVita soa aman-tsara ny fanamboarana ny kianja synthétique vaovao ao Ambohidrazaka kaominina Alasora. Efa azo ampiasaina sy handraisana lalao izany
Read MoreVita soa aman-tsara ny asa fikojakojana ny lalana ao amin’ny sampanan’i Lazaina sy Lazaina Amboniloha, ao amin’ ny kaominina Anosy
Read MoreHo avy tsy ho ela ny andiany fahaenina amin’ny hetsika « Festival du film en poche », izay handraisan’ny kaominina Alasora anjara.
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teo amin’ny rond point, mivoaka eo Amoronakona, kaominina Ambohimangakely, ny marain’ny alarobia teo. Camion lehibe iray no nivadika
Read MoreJiolahy miisa efatra no indray lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana, ny alin’ny talata ifoha alarobia teo, teny amin’ny faritra Ankona, Alasora.
Read MoreHisy ny fampiofanana maimaim-poana natao ho an’ireo tanora ao amin’ny kaominina Masindray. Fampianarana fiompiana trondro, arahana toro-lanana sy fanomezana zana-trondro
Read MoreNisy ny fivoriana mahakasika ny tetik’asa Prirtem, ny talata 31 oktobra teo izay niarahan’ny ministera misahana ny angovo sy ny
Read MoreTaorian’ny nisehoana tranga famonoana olona tamin’ny fomba feno habibiana tao amin’ny kaominina Anjeva gara, ny herinandro lasa teo, de nisy
Read MoreNisy ny fanatsarana ny kalitaon’ny rano fisotro tao amin’ny kaominina, ny talata teo. Voatery nanapaka ny famatsiana rano araka izany
Read More