Japon : Horohoron-tany goavana nahafaty olona efatra
Olona efatra no maty, ary olona an-jatony no naratra nandritra ny horohoron-tany nanana hamafy 7,4 amin’ny mari-drefin’i Richter niseho tao
Read More
Olona efatra no maty, ary olona an-jatony no naratra nandritra ny horohoron-tany nanana hamafy 7,4 amin’ny mari-drefin’i Richter niseho tao
Read MoreNanao fanambarana ny Antoko MMM fa tsy misaraka amin’ny antoko IRD izy ireo. Manohana hatrany ny fitondram-panjakana ankehitriny ary vonona hiara-hiasa
Read MoreTontosaina isaky ny 18 martsa ny andro manerantany ho an’ny « recyclage » na ny fanodinana ny fako ho azo ampiasaina indray.
Read MoreNotontosaina ny 17 martsa teo ny atrik’asa haitarika mirona amin’ny Politika ho an’Avaradrano. Ny loholon’i Madagasikara Ramanambitana Richard no nikarakara
Read MoreNy fanaovana sary no tena fototry ny asa fanaovana vy satria asa famoronana ny « ferronnerie d’art ». Mbola mitohy ny fandraisana
Read MoreNitombo indray ny polisy kaominaly ao Alasora. Mitohy hatrany ezaka ho amin’ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana eto Avaradrano. « Miisa enina ireo
Read MoreZokiolona telo be taona indrindra isaky ny Fokontany ao amin’ny kaominina Alasora no nisitraka kidoro avy amin’ny Fikambanana Baobab Madagasikara.
Read MoreMinisitry ny fiarovam-pirenena : Léon Jean Richard Rakotonirina Minisitry ny raharaham-bahiny : Richard Randriamandranto Minisitry ny filaminam-bahoaka : Rodellys Fanomezantsoa
Read MoreNanao fitsirihana tampoka ireo mpitondra kodiaran-droa ny Polisim-pirenena omaly. Matetika mantsy dia ny tsy fanajan’izy ireny ny lalàn’ny fifamoivoizana no
Read MoreNanao filazana ny mety hiakaran’ny saran-dalana eto Antananarivo ny fivondronan’ireo Kaoperativam-pitaterana andrenivohitra. Noho ny fiakaran’ny solika no anton’izany. « Efa manomana
Read More