Taiwan : Nisehoana horohoron-tany am-polony indray
Telo herinandro taty aorian’ny trangana horohoron-tany mahery vaika tao amin’ny renivohitry’i Taiwan, dia nisehoan’izany indray omaly vao maraina tao Taipei,
Read More
Telo herinandro taty aorian’ny trangana horohoron-tany mahery vaika tao amin’ny renivohitry’i Taiwan, dia nisehoan’izany indray omaly vao maraina tao Taipei,
Read MoreAngidim-by an’ny tafika an-dranomasina Malezianina roa no nifandona, nandritra ny fotoanan’ny fiofanana nataon’izy ireo teny an’hanabakabaka, omaly maraina. Olona folo
Read MoreMpiandry fonja miisa 13 no nosamborina tao Italie noho ny fampijaliana na fanaovana herisetra amin’ireo ankizy tsy ampy taona voafonja,
Read MoreNy alahady maraina no niseho ity tranga iray ity, izay tao amin’ny toerana mafana amin’ny tsy fandriam-pahalemana tao Nice. Tsy
Read MoreNisehoana hain-trano goavana, omaly maraina tao amin’ny toerana fiantsonan’ny fiara iray, ambanin’ny tany, tao amin’ny faritry hopitaly Timone, tao Marseille.
Read MoreNampiahiahy ny fiverimberenan’ny fipoahana volkano iray tao Manado, Indonésie. Ny talata teo, fotoana nifohazan’ity volkano iray ity,dia namoaka rahona aman-davenona
Read MoreTao anatin’ny roa taona izao no niseho ity olana, noho ny tsy fahampian’ny fanafody ity tao Royaume-Uni. Manano sarotra ireo
Read MoreMamely ny hafanana ao Sahel, hatramin’ny niatombohan’ity volana ity ary tsy zakan’ny olombelona raha ny fanazavana nomen’ireo mpikaroka avy amin’ny
Read MoreTsy tahaka ny mahazatra ny rotsak’orana niseho tao Pakistan, tamin’ity herinandro ity. Hatramin’ny niatombohan’ity volana ity, nivatravatra hatrany ny orana,
Read MoreTao anatin’ny iray volana izao, mbola ao anatin’ny fifohazany tanteraka ny volkano iray ao Islande. Na dia tsy amin’ny fipoahany
Read More