France : Olona 13 nahiditra hopitaly vonjimaika noho ny firehetana tao akaikin’ny hopitaly iray tao Marseille
Nisehoana hain-trano goavana, omaly maraina tao amin’ny toerana fiantsonan’ny fiara iray, ambanin’ny tany, tao amin’ny faritry hopitaly Timone, tao Marseille.
Read More