Indonésie : Fipoahana volkano iray nitarika fikatonan’ny seranam-piaramanidina sy fifindra-monina
Nampiahiahy ny fiverimberenan’ny fipoahana volkano iray tao Manado, Indonésie. Ny talata teo, fotoana nifohazan’ity volkano iray ity,dia namoaka rahona aman-davenona
Read More