Amboditandroroho Toamasina II : Nofefen’ny mpanam-bola ny tany
Nofefen’ny Filatex ny tany ao amin’ny kaominina Amboditandroroho, Toamasina faharoa, hany ka tsy afaka miditra intsony ny mponina any an-toerana.
Read More
Nofefen’ny Filatex ny tany ao amin’ny kaominina Amboditandroroho, Toamasina faharoa, hany ka tsy afaka miditra intsony ny mponina any an-toerana.
Read MoreMitohy hatrany ny fanamboran-dalana ao anatin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Eny Ambohimanandraisoa, Fokontany Amboaroy, izao no ezahina ho vitaina
Read MoreManao ny ezaka mba hisian’ny fianakaviana miorina ara-panjakana sy ara-piarahamonina hatrany ny kaominina ao Manandriana Avardarano amin’ny fikarakarana fisoratam-panambadiana faobe
Read MoreMitohy hatrany ny fanadiovana ataon’ny Kaominina Ankadikely Ilafy amin’izao fotoana izao. Mitohy hatrany ihany koa ny fanentanana ny olona hahay
Read MoreNanara-maso sy nijery teny ifotony ireo mpivarotra hani-masaka tany Ambatodrazaka ny avy ao amin’ny Minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny
Read MoreNahiditra am-ponja ilay lehilahy 38 taona « assistant parlementaire » nanao herisetra tamin’ny manam-boninahitra ambony tany Ihosy. Tsiahivina fa ny 26 novambra
Read MoreMitohy hatrany ny fanentanana ataon’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena ny amin’ny tokony hanateran aireo basy tsy ara-dalàna rehetra any amin’ny tsirairay any.
Read MoreFatin’olona iray no hita teny Ambohitrarahaba. Betsaka ny tsaho nivoaka mikasika ny antony nahafaty azy. Tratra alina izy ary ary
Read MoreNanatanteraka fanadiovana ny moron’Ikopa nanomboka teny Anosizato hatrany amin’ny sampanana misy ny tsenan’ny asa Ambohitrimanjaka ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy
Read MoreRatsy, ary vao maika ratsy tanteraka, ny lalam-pirenena faha-44 izay mampitohy an’i Moramanga sy Amboavory taorian’ireny rotsak’orana nifanesy ireny. Sahirana
Read More