Raharaha volamena 73,5kg : Efa misy ny sazy hefain’ireo tompon’antoka.
Somary nangina tato ho ato ny raharaha volamena 73,5kg hita tatsy afrika atsimo, izay avy aty Madagasikara. Mbola tsy voafaritra
Read More
Somary nangina tato ho ato ny raharaha volamena 73,5kg hita tatsy afrika atsimo, izay avy aty Madagasikara. Mbola tsy voafaritra
Read MoreTalen’ny hopitalim-panjakana ao Salt, Jordanie miaraka amin’ny tompon’andraikitra 4 no nosamborin’ny manam-pahefana ao an-toerana ny sabotsy 13 martsa. Mararin’ny coronavirus
Read MoreAo anatin’ny toe-pahasalamana tsy azo antoka no nanatanterahan’ny Centrafrique ny fifidianana mpanao lalàna, ny alahady 14 martsa 2021 lasa teo.
Read MoreTsy vonona ny hiverina hody any amin’ny toerana niaviany intsony ireo mpitsoa-ponenana syriana manodidina ny 1,3 tapitrisa, monina ao Jordanie.
Read MoreHo enjanina ny lalàna mifehy ny herisetra ara-nofo atao amin’ireo zaza tsy ampy taona ao Frantsa, hoy ny antenimieram-pirenena ao
Read MoreVoaheloka hisazy mandritra ny efa-bolana any am-ponja ny filoha vonjimaikan’i Bolivie, Jeanine Anez. Fanonganam-panjakana tamin’ny filoha teo aloha, Evo Morales
Read MoreBetsaka ireo tranga tsy fandriam-pahalemana misy amin’izao fotoana. Inona no antony ? Ny alahady 14 martsa lasa teo, mpivady mpanao
Read MoreTsy ny asa fangalarana ireny ihany no antsoina hoe tsy fandriam-pahalemana. Betsaka ireo tranga miseho eto Madagasikara izay mampikorotana fiaraha-monina
Read MoreTsy zarizary ny fiainan’ny malagasy, tsy vokatry ny Covid-19 ihany akory fa efa teo ny fahantrana nisy taloha ka mandrak’izao.
Read MoreFahavalo iraisam-pirenena ny coronavirus ary iaraha-mahita sy iainana ny voka-dratsiny. Namoizana ain’olona an-tapitrisany maro manerantany io aretina io. Efa an-jatony
Read More