Espagne : Firenena 55 avy amin’ny kaontinanta 5 no nivory tao Madrid hanarina ny fizahan-tany iraisam-pirenena
Notontosaina ny talata 19 mey teo, ary hifarana ny 23 mey ho avy izao ny foara ara-pizahantany iraisam-pirenena tao Madrid.
Read More
Notontosaina ny talata 19 mey teo, ary hifarana ny 23 mey ho avy izao ny foara ara-pizahantany iraisam-pirenena tao Madrid.
Read MoreIsan’ny handrandrain’ny Malagasy rehetra ihany koa ny ekipam-pirenena Malagasy izay hiatrika ny lalaon’ny nosy any Tokyo Japon ny volana jolay
Read MoreNitrangana fahamaizana goavana indray tao amin’ny tanàna iray any amin’ny golf de Corinthe, izay 90 kilômetatra avatr’i Athènes. Tanàna miisa
Read MoreTranga voalohany hita tany Belgique, hatramin’izay nanatanterahana ny fanaovam-baksiny izay, ny fifandraisan’ny fanaovam-baksiny tamin’ny nahafatesan’ny olona roa tany an-toerana. Io
Read MoreHiara-hisalahy hanohitra ny fiovaovan’ny toetr’andro any amin’ny faritra Arctique ny firenena valo manodidina mba hampandry ny filaminana any an-toerana. Izany
Read MoreNandritra ny 7 volana izay no nanakatonana ny « Tour Eiffel » any Paris, izay tsy azon’ireo mpizaha tany tonga
Read MoreTonga teny amin’ny seranam-piaramanidin’i Plaisance any Maurice ny fatra 500 000 amin’ny vaksiny Sinopharm omaly alakamisy 20 may hariva, taorian’ny
Read MoreTafiditra ao anatin’ny vina nandritra ny fampielezan-kevitra ny hananganana foto-drafitr’asa maro manerana ny nosy. Tsy vitsy ireo efa notokonana nandritra
Read MoreAo anaty fifampiraharahana tanteraka amin’ny Fonds Monétaire International (FMI) i Tunisie ankehitriny amin’ny findramam-bola 4 miliara dolara. Faninefany tao anatin’ny
Read MoreNanambara ny fametraham-pialany androany alakamisy ny filoha sady mpiara-manorina ilay orinasa Bytedance, tompon’ny TikTok. Manana vola mitentina 36 miliara dolara
Read More