Afghanistan : Haverina an-tsekoly ireo vehivavy hoy ny Taliban
Nanambara ny mpitondra tenin’ny governemanta Taliban, Zabihullah Mujahid fa haverina an-tsekoly farany izay haingana indrindra ireo vehivavy ao amin’ny ambaratonga
Read More
Nanambara ny mpitondra tenin’ny governemanta Taliban, Zabihullah Mujahid fa haverina an-tsekoly farany izay haingana indrindra ireo vehivavy ao amin’ny ambaratonga
Read MoreMandry tsy lavo loha ny mponina ao Ambohitraina Ilafy Avaradrano amin’izao fotoana izao noho ny tsy fisian’ny hazavana mandritra ny
Read MoreNitrangàna lozam-pifamoivoizana indray tamin’ny lalam-pirenena faha-4 iny, teo Beanana. Fiara Taxi-brousse manao Marovay-Tana no nivadika ambony ambany ka nahafatesan’olona miisa
Read MoreNiteraka resabe tato anaty tambajotran-tserasera ny volo « afro » na « cheveux crépus » taorian’ilay horonantsary mikasika ny fidiran’ny mpianatra nataon’i Lova Renée
Read MoreIsan’ny mpanakanto manana ny lazany teto Madagasikara hatrany ivelany ny tarika Mahaleo. Isan’ireo mpanakanto tranainy ary nitety vanim-potoana maro izy
Read MoreNy orinasa JetPack Aviation no namolavola ity tetikasa ity hatramin’ny taona 2019. Efa nahavita sidina andrana voalohany ihany kosa izy
Read MoreNipetraka tao Grèce ihany koa ny fepetra tsy maintsy hanaovan’ireo mpiasan’ny fahasalamana sy ireo mpiasa amina toerana mitaiza antitra ary
Read MoreZazalahy kely 5 taona nilalao teo an-tokotaniny no nitsorahan’ny « puma » tampoka tao Calabasas, ao atsimon’i Californie ny 26 aogositra teo.
Read MoreTsy mihatra amin’ireo olona efa vita vaksiny intsony ny fepetra nandrara ny fivoahana sy ny fidirana ny firenena napetraka tamin’ny
Read MoreTsy manohitra ny fanaovam-baksiny ny mpitsabo Christine Hochard saingy ny fanerena ataon’ny fitondram-panjakana no tsy mety aminy, antony nandavany ny
Read More