Inde : Natomboka ny famokarana « spray nasal » hiadiana amin’ny covid-19
Entina hamonoana ny tsimok’aretina coronavirus any amin’ny lalan-drivotra ny « spray nasal » antsoina hoe « FabiSpray ». Vokatra vita amin’ny « oxyde nitrique » izy
Read More
Entina hamonoana ny tsimok’aretina coronavirus any amin’ny lalan-drivotra ny « spray nasal » antsoina hoe « FabiSpray ». Vokatra vita amin’ny « oxyde nitrique » izy
Read MoreNisy tany nihotsaka tao Antsahakely Ankadikely Ilafy ny 9 febroary lasa teo tamin’ny 6 ora hariva. Tototra ny lalana ary
Read MoreZaza 2 taona manana aretim-po ao Italie tokony hiatrika fandidiana no tsy afaka hanaovana izany noho ny fandavan’ny ray aman-dreniny
Read MoreVoahodidina fefy ny sisintanin’i Ukraine. Efa miandry miaraka fitaovam-piadiana ireo mpiambina ny sisintany ao an-toerana. Ho an’i Ukraine dia mamaritra
Read MoreManodidina ny 30 ny « jihadiste » lavon’ny tafik’i Europe mivondrona ao Takuba sy ny tafik’i Mali nandritra ny fanafihana notontosain’izy ireo
Read MoreNisitraka tsena mora indray ny mponina tao amin’ny Fokontany Ambohitrarahaba Ankadikely Ilafy. Nizotra tsara tamin’ny an-tsakany sy an-davany ny fitisinjarana
Read MoreLegioma mitovy amin’ny betterave ny navet. Samy mitondra soa ho an’ny fahasalamana izy roa. Horesahina anio indray ny navet izay
Read MoreTsy natao ho an’ny olona rehetra ny fisakafoana any amin’ny toerana avo lenta. Misy vidin-tsakafo amin’ny toeram-pisakafoana samihafa no efa
Read MoreNilaza ny ministry ny fiarovam-pirenena ao Russie fa nandefa sambo mpiady enina tao amin’ny Mer Noire ny talata teo. Tamin’ny
Read MoreMpilalao sy mpamokatra sarimehitsika i Michael Bacary Jordan. Teraka ny 9 febroary 1987 tao Santa Ana tao Californie izy. Ny
Read More