ActualitésTatitra

Etats-Unis : Mankalaza ny tsingerin-taonany androany i Michael Bacary Jordan

Mpilalao sy mpamokatra sarimehitsika i Michael Bacary Jordan. Teraka ny 9 febroary 1987 tao Santa Ana tao Californie izy. Ny sarimehitsika « Creed » no tena nahafantaran’ny maro azy saingy efa nilalao sarimehitsika samihafa ny tenanay.Anisan’ireo nahitana azy voalohany ny horonantsary mitohy « The Wire » sy ny « Friday Night Lights ». Anisan’ny horonantsary nahitana azy ihany koa ny « Black Panter ». Marihina fa efa nanomboka herinandro maromaro teo ny fanodinana ilay horonantsary « Creed III ».

Laisser un commentaire